# Mihevitra ve i Zofara fa misy mahavita manakana an'Andriamanitra? Sarotra ho an'ny olona ny hanakana an'Andriamanitra satria mahalala ny olona diso sy mahita ny helony Izy. # Rahoviana no lazain'i Zofara fa hananan'ny olona adala fahatakarana? Hanana fahatakarana izy ireo rehefa miteraka olona ny ampondr-dia.