plt_tq/dan/08/20.md

4 lines
201 B
Markdown

# Milaza inona tamin'ny fahitan'i Daniela ireo tandroka roan'ilay ondrilahy sy ilay osilahy?
Ireo mpanjakan'ny Mediana sy Persiana ireo tandroka roan'ilay ondrilahy. Mpanjakan'ny Grisia ilay osilahy.