# Milaza inona tamin'ny fahitan'i Daniela ireo tandroka roan'ilay ondrilahy sy ilay osilahy? Ireo mpanjakan'ny Mediana sy Persiana ireo tandroka roan'ilay ondrilahy. Mpanjakan'ny Grisia ilay osilahy.