forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
432 B
Markdown
8 lines
432 B
Markdown
# Inona no niangavian'i Paoly an'ireo mpino Korintiana?
|
|
|
|
Niangavy azy ireo Paoly mba rehefa manatrika eo amin'izy ireo izy, dia tsy voatery ho sahy amin'ny fahatokisan-tena.
|
|
|
|
# Amin'ny fotoana inona no eritreretin'i Paoly fa mila fahasahiana amin'ny fahatokisan-tena?
|
|
|
|
Nieritreritra i Paoly fa mila sahy amin'ny fahatokisan-tena izy rehefa manohitra an'ireo izay mihevitra fa miaina araka ny nofo Paoly sy ireo mpiara-mitory aminy.
|