# Inona no niangavian'i Paoly an'ireo mpino Korintiana? Niangavy azy ireo Paoly mba rehefa manatrika eo amin'izy ireo izy, dia tsy voatery ho sahy amin'ny fahatokisan-tena. # Amin'ny fotoana inona no eritreretin'i Paoly fa mila fahasahiana amin'ny fahatokisan-tena? Nieritreritra i Paoly fa mila sahy amin'ny fahatokisan-tena izy rehefa manohitra an'ireo izay mihevitra fa miaina araka ny nofo Paoly sy ireo mpiara-mitory aminy.