plt_tq/1ch/16/01.md

8 lines
412 B
Markdown

# Inona no naterin'ireo Israelita teo amin'Andriamanitra taorian'ny nametrahana ny fiara teo afovoan'ny trano-lay izay namboarin'i Davida ho amin'izany?
Nanolotra ireo fanatitra dorana sy ireo fanati-pihavanana izy ireo.
# Inona avy no nozarain'i Davida tamin'ireo Israely rehefa avy nitahy ny vahoaka tamin'ny anaran'i Yaveh izy?
Nizara mofo, sombi-kena, ary mofo mamy misy voalooka tamin'izy ireo i Davida.