# Inona no naterin'ireo Israelita teo amin'Andriamanitra taorian'ny nametrahana ny fiara teo afovoan'ny trano-lay izay namboarin'i Davida ho amin'izany? Nanolotra ireo fanatitra dorana sy ireo fanati-pihavanana izy ireo. # Inona avy no nozarain'i Davida tamin'ireo Israely rehefa avy nitahy ny vahoaka tamin'ny anaran'i Yaveh izy? Nizara mofo, sombi-kena, ary mofo mamy misy voalooka tamin'izy ireo i Davida.