plt_tq/zep/01/17.md

8 lines
241 B
Markdown

# Ràn'iza no haidina toy ny vovoka amin'ny andron'i Yaveh?
Ny ràn'ireo izay nanota tamin'Andriamanitra.
# Inona no tsy afaka hamonjy azy ireo amin'izany andro izany?
Ny volafotsy sy ny volamenan'izy ireo dia tsy afaka hamonjy azy ireo.