# Ràn'iza no haidina toy ny vovoka amin'ny andron'i Yaveh? Ny ràn'ireo izay nanota tamin'Andriamanitra. # Inona no tsy afaka hamonjy azy ireo amin'izany andro izany? Ny volafotsy sy ny volamenan'izy ireo dia tsy afaka hamonjy azy ireo.