plt_tq/zep/01/07.md

8 lines
387 B
Markdown

# Inona no nataon'ny olona teo amin'ny fanatrehan'i Yaveh?
Nangina izy ireo teo amin'ny fanatrehan'i Yaveh.
# Iza no nolazain'i Yaveh fa ho faiziny amin'ny andron'ny fanatitra?
Hanafay ireo zanaka vavy sy zanaka lahin'ny adriana i Yaveh, sy ireo rehetra mitafy fitafiana vahiny, ireo izay mandingana ny tokonana, sy ireo izay mameno ny tranon'ny tompony amin'ny herisetra sy fitaka.