# Inona no nataon'ny olona teo amin'ny fanatrehan'i Yaveh? Nangina izy ireo teo amin'ny fanatrehan'i Yaveh. # Iza no nolazain'i Yaveh fa ho faiziny amin'ny andron'ny fanatitra? Hanafay ireo zanaka vavy sy zanaka lahin'ny adriana i Yaveh, sy ireo rehetra mitafy fitafiana vahiny, ireo izay mandingana ny tokonana, sy ireo izay mameno ny tranon'ny tompony amin'ny herisetra sy fitaka.