plt_tq/zec/14/03.md

8 lines
344 B
Markdown

# Inona no hanjo ireo firenena izay hiady hanohitra an'i Jerosalema?
Hivoaka ary hiady hanohitra ireo firenena i Yaveh rehefa miady amin'ny andron'ny ady Izy.
# Inona no hiseho eo amin'ny tendrombohitr'i Oliva rehefa nitsangana teo i Yaveh?
Ireo tendrombohitr'i Oliva dia hitresaka roa ka sasahan'ny lohasaha lehibe eo amin'ny ampahany roa.