# Inona no hanjo ireo firenena izay hiady hanohitra an'i Jerosalema? Hivoaka ary hiady hanohitra ireo firenena i Yaveh rehefa miady amin'ny andron'ny ady Izy. # Inona no hiseho eo amin'ny tendrombohitr'i Oliva rehefa nitsangana teo i Yaveh? Ireo tendrombohitr'i Oliva dia hitresaka roa ka sasahan'ny lohasaha lehibe eo amin'ny ampahany roa.