plt_tq/zec/14/01.md

4 lines
268 B
Markdown

# Nahoana no nozaraina teo afovoany ireo tamin'ny fandrobana an'i Jerosalema?
Ho zaraina teo afovoany tamin'ny fandrobana i Jerosalema satria hanangona ny firenena rehera hanohitra an'i Jerosalema amin'ny ady i Yaveh, ary ho voababo ilay tanàna. Voaroba ireo trano.