# Nahoana no nozaraina teo afovoany ireo tamin'ny fandrobana an'i Jerosalema? Ho zaraina teo afovoany tamin'ny fandrobana i Jerosalema satria hanangona ny firenena rehera hanohitra an'i Jerosalema amin'ny ady i Yaveh, ary ho voababo ilay tanĂ na. Voaroba ireo trano.