plt_tq/zec/09/09.md

16 lines
723 B
Markdown

# Nahoana ny zanaka vavin'i Ziona no niresaka fihobiana tamin'ny firavoam-be ary ny zanaka vavin'i Jerosalema niresaka fihobiana tamin'ny hafaliana?
Niresaka ny hanao izany izy ireo satria tonga teo aminy miaraka amin'ny fahamarinana sy manavotra azy ireo ireo manjakany.
# Ahoana no nahatongavan'ireo mpanjakany teo aminy?
Manetry tena sy mitaingina eo ambonin'ny boriky, eo ambonin'ny zana-boriky ireo mpanjaka.
# Inona no nolazain'ity mpanjaka tamin'ireo firenena?
Niteny fiadanana tamin'ireo firenena ilay mpanjaka.
# Inona no andrasana amin'ny fanapahan'ilay mpanjaka?
Ny fanapahan'izany mpanjaka izany dia ho avy amin'ny ranomasina ka hatramin'ny ranomasina, ary hatramin'ny Ony ka hatramin'ny faravazan-tany.