# Nahoana ny zanaka vavin'i Ziona no niresaka fihobiana tamin'ny firavoam-be ary ny zanaka vavin'i Jerosalema niresaka fihobiana tamin'ny hafaliana? Niresaka ny hanao izany izy ireo satria tonga teo aminy miaraka amin'ny fahamarinana sy manavotra azy ireo ireo manjakany. # Ahoana no nahatongavan'ireo mpanjakany teo aminy? Manetry tena sy mitaingina eo ambonin'ny boriky, eo ambonin'ny zana-boriky ireo mpanjaka. # Inona no nolazain'ity mpanjaka tamin'ireo firenena? Niteny fiadanana tamin'ireo firenena ilay mpanjaka. # Inona no andrasana amin'ny fanapahan'ilay mpanjaka? Ny fanapahan'izany mpanjaka izany dia ho avy amin'ny ranomasina ka hatramin'ny ranomasina, ary hatramin'ny Ony ka hatramin'ny faravazan-tany.