plt_tq/zec/01/01.md

12 lines
368 B
Markdown

# Nandritra ny nanjakan'iza no naminanian'i Zakaria?
Naminany nandritra ny nanjakan'i Dariosa i Zakaria.
# Iza i Zakaria?
Zanaka lahin'i Berekia i Zakaria, zanaka lahin'Ido ilay mpaminany.
# Inona no nolazain'i Yaveh tompon'ny maro fa ho ataony raha miverina Aminy ny vahoaka?
Hoy i Yaveh tompon'ny maro fa raha miverina Aminy ny vahoaka, hitodika amin'ireo Izy.