# Nandritra ny nanjakan'iza no naminanian'i Zakaria? Naminany nandritra ny nanjakan'i Dariosa i Zakaria. # Iza i Zakaria? Zanaka lahin'i Berekia i Zakaria, zanaka lahin'Ido ilay mpaminany. # Inona no nolazain'i Yaveh tompon'ny maro fa ho ataony raha miverina Aminy ny vahoaka? Hoy i Yaveh tompon'ny maro fa raha miverina Aminy ny vahoaka, hitodika amin'ireo Izy.