plt_tq/tit/02/11.md

12 lines
485 B
Markdown

# Ahoana ny fomba hamonjen'ny voninahitr'Andriamanitra?
Afaka mamonjy ny olona rehetra ny vonihatr'Andriamanitra.
# Ahoana ny fomba hitaritan'ny voninahitr'Andriamanitra antsika handà?
Mitarika antsika handà ny tsy araka an'Andriamanitra sy ny filàn'izao tontolo izao ny voninahitr'Andriamanitra.
# Inona no zavatra hiseho ho avy izay handrasan'ireo mpino ho raisina?
Maindry fatratra ny fisehoan'ny voninahitry ny Andriamanintsika lehibe sy Mpamonjy Jesosy Kristy ireo mpino.