# Ahoana ny fomba hamonjen'ny voninahitr'Andriamanitra? Afaka mamonjy ny olona rehetra ny vonihatr'Andriamanitra. # Ahoana ny fomba hitaritan'ny voninahitr'Andriamanitra antsika handà? Mitarika antsika handà ny tsy araka an'Andriamanitra sy ny filàn'izao tontolo izao ny voninahitr'Andriamanitra. # Inona no zavatra hiseho ho avy izay handrasan'ireo mpino ho raisina? Maindry fatratra ny fisehoan'ny voninahitry ny Andriamanintsika lehibe sy Mpamonjy Jesosy Kristy ireo mpino.