plt_tq/tit/02/01.md

4 lines
203 B
Markdown

# Inona avy ireo toetra tokony hamaritana ireo olona efa nahazo taona?
Tokony hahay hitondra tena, maontina, mahonon-tena, matanjaka amin'ny finoana, amin'ny fitiavana, ary amin'ny faharetana izy ireo.