# Inona avy ireo toetra tokony hamaritana ireo olona efa nahazo taona? Tokony hahay hitondra tena, maontina, mahonon-tena, matanjaka amin'ny finoana, amin'ny fitiavana, ary amin'ny faharetana izy ireo.