forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
368 B
Markdown
8 lines
368 B
Markdown
# Ahoana no nanoritsoritan'i Solomona ny nonon'ny malalany roa?
|
|
|
|
Soritsoritan'i Solomona tahaka ny zanaka serfa roa, gazela kambana ny nonony roa.
|
|
|
|
# Ahoana no nanoritsoritan'i Solomona ny vozona, ny maso, ary ny oron'ny malalany?
|
|
|
|
Soritsoritan'i Solomona tahaka ny tilikambo ivory ny vozony, tahaka ny kamory ny masony, ary tahaka ny tilikambo any Libanona ny orony.
|