plt_tq/sng/07/03.md

368 B

Ahoana no nanoritsoritan'i Solomona ny nonon'ny malalany roa?

Soritsoritan'i Solomona tahaka ny zanaka serfa roa, gazela kambana ny nonony roa.

Ahoana no nanoritsoritan'i Solomona ny vozona, ny maso, ary ny oron'ny malalany?

Soritsoritan'i Solomona tahaka ny tilikambo ivory ny vozony, tahaka ny kamory ny masony, ary tahaka ny tilikambo any Libanona ny orony.