plt_tq/sng/06/13.md

436 B

Inona no tian'ny malalan'ilay vehivavy mba hataony?

Tian'ny malalan'ilay vehivavy mba hiverina any aminy izy.

Nahoana no tian'ny malalan'ilay vehivavy hiverina aminy izy?

Tian'ny malalan'ilay vehivavy hiverina aminy izy mba ahafahany mandinika azy.

Inona no nolazain'ilay tovovavy momba ny tenany?

Nanoritsoritra ny tenany toy ny vehivavy tonga lafatra izay tahaka ny hoe mandihy eo anelanelan'ny mpandihy roa an-dalana izy.