# Inona no tian'ny malalan'ilay vehivavy mba hataony? Tian'ny malalan'ilay vehivavy mba hiverina any aminy izy. # Nahoana no tian'ny malalan'ilay vehivavy hiverina aminy izy? Tian'ny malalan'ilay vehivavy hiverina aminy izy mba ahafahany mandinika azy. # Inona no nolazain'ilay tovovavy momba ny tenany? Nanoritsoritra ny tenany toy ny vehivavy tonga lafatra izay tahaka ny hoe mandihy eo anelanelan'ny mpandihy roa an-dalana izy.