plt_tq/sng/06/04.md

8 lines
249 B
Markdown

# Inona avy ireo tanàna roa izay ampiasain'ny malalan'ilay tovovavy mba hanoritsoritana azy?
Soritsoritany tahaka ny tanàna roa izy, dia Tirza sy Jerosalema izany.
# Inona no tsapan'ny malalany ny momba azy?
Tsapany fa mahaliana tanteraka izy.