plt_tq/sng/06/04.md

249 B

Inona avy ireo tanàna roa izay ampiasain'ny malalan'ilay tovovavy mba hanoritsoritana azy?

Soritsoritany tahaka ny tanàna roa izy, dia Tirza sy Jerosalema izany.

Inona no tsapan'ny malalany ny momba azy?

Tsapany fa mahaliana tanteraka izy.