plt_tq/sng/06/02.md

12 lines
351 B
Markdown

# Inona no lazain'ilay tovovavy fa ataon'ny malalany?
Nolazain'ilay tovovavy fa any amin'ny sahan'ny zava-maniny mba hiraoka eny amin'ny saha sy hioty ireo lilia izy.
# An'iza ilay tovovavy sy ny malalany?
An'ny malalany izy, ary azy ny malalany.
# Taiza no niraoka ny malalan'ilay tovovavy?
Niraoka teo amin'ireo lilia ny malalan'ilay tovovavy.