plt_tq/sng/06/02.md

351 B

Inona no lazain'ilay tovovavy fa ataon'ny malalany?

Nolazain'ilay tovovavy fa any amin'ny sahan'ny zava-maniny mba hiraoka eny amin'ny saha sy hioty ireo lilia izy.

An'iza ilay tovovavy sy ny malalany?

An'ny malalany izy, ary azy ny malalany.

Taiza no niraoka ny malalan'ilay tovovavy?

Niraoka teo amin'ireo lilia ny malalan'ilay tovovavy.