plt_tq/sng/05/14.md

176 B

Ahoana no nanoritsoritan'ilay vehivavy ny sandry sy ny kibon'ny malalany?

Soritsoritany tahaka ny volamena natao firavaka ny sandriny ary ivory voarakotra safira ny kibony.