# Ahoana no nanoritsoritan'ilay vehivavy ny sandry sy ny kibon'ny malalany? Soritsoritany tahaka ny volamena natao firavaka ny sandriny ary ivory voarakotra safira ny kibony.