plt_tq/sng/05/10.md

289 B

Ahoana no nanoritsoritan'ilay tovovavy ny malalany?

Nosoritsoritany ho mamiratra, mena, ary tsy manam-paharoa izy.

Ahoana no nanoritsoritan'ilay vehivavy ny loha sy ny volon'ny malalany?

Nosoritsoritany tahaka ny volamena tsara indrindra ny lohany ary olioly sady mainty ny volony.