# Ahoana no nanoritsoritan'ilay tovovavy ny malalany? Nosoritsoritany ho mamiratra, mena, ary tsy manam-paharoa izy. # Ahoana no nanoritsoritan'ilay vehivavy ny loha sy ny volon'ny malalany? Nosoritsoritany tahaka ny volamena tsara indrindra ny lohany ary olioly sady mainty ny volony.