plt_tq/sng/05/08.md

295 B

Inona no nangatahan'ilay ampakarina mba hampanantenain'ireo vehivavin'i Jerosalema?

Nangataka an'ireo vehivavin'i Jerosalema mba hampanantena fa hilaza aminy izy ireo raha mahita ny malalany.

Nataon'ny malalan'ilay tovovavy naninona izy?

Nataon'ny malalan'ilay tovovavy mamari-pitia izy.