# Inona no nangatahan'ilay ampakarina mba hampanantenain'ireo vehivavin'i Jerosalema? Nangataka an'ireo vehivavin'i Jerosalema mba hampanantena fa hilaza aminy izy ireo raha mahita ny malalany. # Nataon'ny malalan'ilay tovovavy naninona izy? Nataon'ny malalan'ilay tovovavy mamari-pitia izy.