plt_tq/sng/04/12.md

405 B

Karazana saha inona ary karazana loharano inona no nolazain'i Solomona fa mitovy amin'ny havany, ny ampakariny?

Nolazain'i Solomona fa saha voahidy ary loharano voatombo-kase ny ampakariny.

Nampitoviany tamin'ny inona ny sampan'ilay vehivavy?

Ny sampany dia nampitoviany tamin'ny ala kelin'ampongabendanitra misy voankazo voafantina sy zava-maniry mbamin'ireo zava-manitra tsara indrindra rehetra.