# Karazana saha inona ary karazana loharano inona no nolazain'i Solomona fa mitovy amin'ny havany, ny ampakariny? Nolazain'i Solomona fa saha voahidy ary loharano voatombo-kase ny ampakariny. # Nampitoviany tamin'ny inona ny sampan'ilay vehivavy? Ny sampany dia nampitoviany tamin'ny ala kelin'ampongabendanitra misy voankazo voafantina sy zava-maniry mbamin'ireo zava-manitra tsara indrindra rehetra.