plt_tq/sng/04/04.md

8 lines
399 B
Markdown

# Ahoana no nanoritsoritan'ny malalan'ilay vehivavy ny vozony?
Ny vozony dia nosoritsoritany tahaka ny tilikambon'i Davida, voaorina eny amin'ny filaharam-bato miaraka amin'ny ampinga arivon'ny miaramila mihantona eo amin'izany.
# Ahoana no nanoritsoritan'ny malalan'ilay vehivavy ny nonony roa?
Ny nonony roa dia nosoritsoritany tahaka ny diera roa, gazela kambana, miraoka eny amin'ireo lilia.