plt_tq/sng/04/04.md

399 B

Ahoana no nanoritsoritan'ny malalan'ilay vehivavy ny vozony?

Ny vozony dia nosoritsoritany tahaka ny tilikambon'i Davida, voaorina eny amin'ny filaharam-bato miaraka amin'ny ampinga arivon'ny miaramila mihantona eo amin'izany.

Ahoana no nanoritsoritan'ny malalan'ilay vehivavy ny nonony roa?

Ny nonony roa dia nosoritsoritany tahaka ny diera roa, gazela kambana, miraoka eny amin'ireo lilia.