plt_tq/sng/04/03.md

296 B

Inona no lazain'ny malalan'ilay vehivavy momba ny molony sy ny vavany?

Ny molony dia tahaka ny kofehy jaky ary maha-te ho tia ny vavany hoy izy.

Ahoana no nanoritsoritan'ny malalan'ilay vehivavy ny takolany?

Soritsoritany toy ny hasin'ampongabendanitra ao ambadiky ny voaliny ny takolany.