plt_tq/sng/04/03.md

8 lines
296 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no lazain'ny malalan'ilay vehivavy momba ny molony sy ny vavany?
Ny molony dia tahaka ny kofehy jaky ary maha-te ho tia ny vavany hoy izy.
# Ahoana no nanoritsoritan'ny malalan'ilay vehivavy ny takolany?
Soritsoritany toy ny hasin'ampongabendanitra ao ambadiky ny voaliny ny takolany.