plt_tq/sng/04/01.md

8 lines
267 B
Markdown

# Ahoana no nanoritsoritan'ny malalan'ilay vehivavy ny masony?
Ny masony dia tahaka ny voromailala ao ambadiky ny voaliny.
# Ahoana no nanoritsoritan'ny malalan'ilay vehivavy ny volony?
Ny volony dia tahaka ny andian'osy midina avy eny an-tendrombohitr'i Gileada.