plt_tq/sng/04/01.md

267 B

Ahoana no nanoritsoritan'ny malalan'ilay vehivavy ny masony?

Ny masony dia tahaka ny voromailala ao ambadiky ny voaliny.

Ahoana no nanoritsoritan'ny malalan'ilay vehivavy ny volony?

Ny volony dia tahaka ny andian'osy midina avy eny an-tendrombohitr'i Gileada.