plt_tq/sng/03/03.md

426 B

Inona no nanontanian'ilay vehivavy ireo mpiambina rehefa nahita azy izy ireo?

Nanontany izy hoe: "Hitanareo ve ny malalako?"

Oviana no nahitany ny iray izay tian'ny fanahiny?

Fotoana vitsy monja taorian'ny nandalovany teo amin'ireo mpiambina no nahitany ilay iray izay tian'ny fanahiny.

Inona no nataony tamin'ny malalany?

Nihazona azy ary tsy namela azy handeha mandra-pitondrany azy tany an-tranon'ny reniny izy.