# Inona no nanontanian'ilay vehivavy ireo mpiambina rehefa nahita azy izy ireo? Nanontany izy hoe: "Hitanareo ve ny malalako?" # Oviana no nahitany ny iray izay tian'ny fanahiny? Fotoana vitsy monja taorian'ny nandalovany teo amin'ireo mpiambina no nahitany ilay iray izay tian'ny fanahiny. # Inona no nataony tamin'ny malalany? Nihazona azy ary tsy namela azy handeha mandra-pitondrany azy tany an-tranon'ny reniny izy.