plt_tq/sng/03/01.md

278 B

Iza no nirian'ilay vehivavy nefa tsy hitany?

Naniry ilay tiany ilay vehivavy nefa tsy hitany izy.

Iza no notadiavin'ilay vehivavy teny amin'ireo lalana sy ireo kianja nefa tsy hitany?

Nitady teny amin'ireo lalana sy ireo kianja nefa tsy nahita ny malalany ilay vehivavy.