plt_tq/sng/03/01.md

8 lines
278 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Iza no nirian'ilay vehivavy nefa tsy hitany?
Naniry ilay tiany ilay vehivavy nefa tsy hitany izy.
# Iza no notadiavin'ilay vehivavy teny amin'ireo lalana sy ireo kianja nefa tsy hitany?
Nitady teny amin'ireo lalana sy ireo kianja nefa tsy nahita ny malalany ilay vehivavy.