plt_tq/sng/02/16.md

24 lines
555 B
Markdown

# Ho an'iza ny malalan'ilay vehivavy?
Azy ny malalany.
# Ho an'iza ilay vehivavy?
An'ny malalany izy.
# Inona no nataon'ny malalany teo amin'ireo lilia?
Mihinana eny amin'ireo lilia amin-kafaliana izy.
# Inona no tiany hataon'ny malalany?
Tiany handeha ny malalany.
# Oviana no tiany handehanan'ny malalany?
Tiany handeha alohan'ny rivotra malefaka mitsoka amin'ny mangiran-dratsy sy ireo aloka miserana ny malalany.
# Inona no tiany ho tahaka azy?
Tiany ho tahaka ny gazela na diera mbola tanora eo amin'ireo tendrombohitra mikitoantoana izy.